Molia (MPIHIRA FANILO FLM Firaisankina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain : Eka egievv baba
Eka niny e !
Eka zoky
Eka zandry e !
Molia an-tranon-dRay molia
Molia malaky enao ka mitodiha
Jereo ity dôlanao fa tena ratsy
Mitoky vatolampy sy ny sampy
Mandrafy an’i Jesosy tsotr’izao
Ka vinitra ny tavany tononkira.serasera.org aminao
Raha mifona ianao dia ho voavela
Ka mba molia re fa aza ela
K’aza miandry ela fa anio
Ario zrfxw ny sampy tsy manjary io
Refrain : yycfi Eka baba.........!
Jereo ity tôakanao fa tena ratsy
Sigara ihany koa re mahafaty
Ka mba miova re fa aza ela
Molia malaky ianao sao tavela
Ny Tompo anie ka tena tia anao
Ario io zavatra manimba anao
K’aza miandry ela fa anio
Molia malaky ianao dien’izao
Refrain : Eka baba.........!
A/C : Mr Njara
Eka niny e !
Eka zoky
Eka zandry e !
Molia an-tranon-dRay molia
Molia malaky enao ka mitodiha
Jereo ity dôlanao fa tena ratsy
Mitoky vatolampy sy ny sampy
Mandrafy an’i Jesosy tsotr’izao
Ka vinitra ny tavany tononkira.serasera.org aminao
Raha mifona ianao dia ho voavela
Ka mba molia re fa aza ela
K’aza miandry ela fa anio
Ario zrfxw ny sampy tsy manjary io
Refrain : yycfi Eka baba.........!
Jereo ity tôakanao fa tena ratsy
Sigara ihany koa re mahafaty
Ka mba miova re fa aza ela
Molia malaky ianao sao tavela
Ny Tompo anie ka tena tia anao
Ario io zavatra manimba anao
K’aza miandry ela fa anio
Molia malaky ianao dien’izao
Refrain : Eka baba.........!
A/C : Mr Njara
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MPIHIRA FANILO FLM FiraisankinaVangy : 531
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FabienRNF
Daty : 11/02/2025 20:10
