Ampidiro aloha ny tenimiafina
Andao hifaly (MPIHIRA FANILO FLM Firaisankina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao
Nomeny somja ny Zanani-lahy tokana
Mba tsy ho very izay rehetra mino Azy,
Fa (hanana ny fiainana)x2 mandrakizay"
(Jaona: 3-16)
Refrain :
Ka woygzcj andao hifaly sy hideran'Ilay Andriamanitsika
Fa efa tonga Jesosy plie Mpanavotra antsika
"Voninahitra tononkira.serasera.org any amin'ny Avo indrindra"
A/C : RABEMANANJARA Vict'or

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MPIHIRA FANILO FLM FiraisankinaVangy : 413
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FabienRNF
Daty : 11/02/2025 20:16