Andao hifaly (MPIHIRA FANILO FLM Firaisankina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao
Nomeny ny Zanani-lahy tokana
Mba tsy ho very izay rehetra mino Azy,
Fa (hanana ny fiainana)x2 mandrakizay"
(Jaona: 3-16)

Refrain :
Ka andao hifaly sy hideran'Ilay Andriamanitsika
Fa efa tonga Jesosy Mpanavotra antsika
"Voninahitra any amin'ny Avo indrindra"

A/C : RABEMANANJARA Vict'or
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : MPIHIRA FANILO FLM Firaisankina
Hits : 241
Likes : 0 Like
Created by : FabienRNF
Date : 11/02/2025 20:16
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3689