RAHA MIAINGA (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha miainga vao maraina haùakivaky lohasaha
Tendrombohitra mideza tsy maintsy hiakaranay

Ka raha sendrasendra ka manonjanonja ny hadrodroanay
tsy ampy iray minitra monja dia ho afaka
Ny kitapo sy ny bardà no eczvh hany sisa hanananay
fa ny fotaka mandrevo tsy maintsy hitsahanay
Ny kitapo sy ny bardà bxoaj no hany sisa hanananay

Ka raha sendrasendra ka manonjanonja ny reqq hadrodroanay
tsy tononkira.serasera.org ampy iray minitra monja dia ho afaka

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mpanazava sy Tily eto MadagasikaraVangy : 2031
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rakotoharifetrahaja
Daty : 25/07/2020 00:05