RAHA MIAINGA (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha miainga vao maraina haùakivaky lohasaha
Tendrombohitra mideza tsy maintsy hiakaranay

Ka raha sendrasendra ka manonjanonja ny hadrodroanay
tsy ampy iray minitra monja dia ho tononkira.serasera.org afaka
Ny kitapo edgpls sy ny bardà no hany sisa hanananay
fa ny fotaka mandrevo tsy maintsy hitsahanay
Ny kitapo sy ny bardà no hany sisa hanananay
fa rjid ny fotaka mandrevo tsy maintsy hitsahanay

tsy ampy iray minitra monja dia ho afaka
Ka raha sendrasendra dyjs ka manonjanonja ny hadrodroanay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mpanazava sy Tily eto MadagasikaraVangy : 2094
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rakotoharifetrahaja
Daty : 25/07/2020 00:05