NY LASINAY (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamika mafy izahay miaritra hafanana mahamay
maika ho tonga an-dasinay hilalao
mavitribitrika ny fo ydinsz faly ravo
miara dia fa ndeha hirihariha an-dasy ao
Ref: Hira rodobe no vetesinay re ka faly ery
ka samy mihira hoe
ry tononkira.serasera.org lasy maminay tokoa toa midoboka
ny toitx fo faly ao anatiko wswtsc ao mahita anao
Ireo zoky zandrinay dada neny havanay
izy ireo ilaozanay fotoana fohy
tsy hanadino sanatria lay ankanin'ny fitia
raha andeha hirihariha an-dasy ao
ref:.....
Ny lasy re raha toa atao fandinihana no ao
n'inona zavatra hanasoa tovinay
fa fiaraha-miaina koa asa mafy an-tsitra-po
ka be ireo soa an-dasy ao
ref:....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mpanazava sy Tily eto MadagasikaraVangy : 1984
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rakotoharifetrahaja
Daty : 18/07/2020 10:17