Ampidiro aloha ny tenimiafina
NY LASINAY (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamika mafy izahay miaritra hafanana mahamay
maika ho tonga an-dasinay hilalao
mavitribitrika ny fo faly ravo
miara dia fa ndeha hirihariha an-dasy ao
Ref: Hira rodobe no vetesinay re ka ntybit faly ery
ka samy mihira tononkira.serasera.org hoe
ry lasy maminay tokoa toa midoboka
ny fo faly ao zzfwbl anatiko ao mahita anao
Ireo zoky zandrinay dada neny havanay
izy ireo ilaozanay fotoana fohy
tsy hanadino sanatria lay ankanin'ny fitia
raha andeha hirihariha an-dasy ao
ref:.....
Ny lasy re raha toa atao fandinihana no pujcn ao
n'inona zavatra hanasoa tovinay
fa fiaraha-miaina koa asa mafy an-tsitra-po
ka be ireo soa an-dasy ao
ref:....

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mpanazava sy Tily eto MadagasikaraHits : 1984
Likes : 1 Like
Created by : rakotoharifetrahaja
Date : 18/07/2020 10:17