MBA JEREO NY LAMBANAY (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. cdmq Mba jerenareo reroy, jereo ny lambanay.
Toy ny aiww lambanay reroy, jerenareo ange
Asampina miankavia, alefa mankaty
Jereo xehsmx ny lambanay, jerenareo ange

2. Havanana indray izao, raiso ny lambanao

3. tononkira.serasera.org Toy zao indray ny foladroa, mankaty mankatoa

4. Toy zao indray ny folakila, alefa mitolila

5. Asampina tahaka izao, ka dihy no atao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mpanazava sy Tily eto Madagasikara
Vangy : 1022
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoharifetrahaja
Daty : 21/01/2023 05:59
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0401