MBA JEREO NY LAMBANAY (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mba jerenareo reroy, jereo ny lambanay.
Toy ny lambanay reroy, jerenareo ange
Asampina miankavia, alefa mankaty
Jereo ny lambanay, jerenareo ange

2. Havanana indray izao, axxvoqv raiso ny lambanao

3. Toy zao indray ny foladroa, mankaty mankatoa

4. Toy zao smlcrq indray ny folakila, dswsmm alefa mitolila

5. Asampina tahaka izao, tononkira.serasera.org ka dihy no atao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mpanazava sy Tily eto Madagasikara
Visites : 1021
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rakotoharifetrahaja
Date : 21/01/2023 05:59
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0699