LALANA TILY (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tily tononkira.serasera.org zyuiu Ny tily ny hgfd tily
Tokan-teny, mahatoky
vonona hanasoa namana
Havan'ny olona rehetra ary mpirahalahy daholo
Manaja olona sy antra biby
tia madinika zava-maniry
Mpakanto ary mihira sy mitsiky raha sendra ny sarotra
sahy, mahery fo, maharitra amin'ny khrst asany
madio tena eritreritra fiteny sy fihetsika ny Tily
ka toujours prês

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mpanazava sy Tily eto MadagasikaraVangy : 2157
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rakotoharifetrahaja
Daty : 13/07/2020 19:17