LALANA TILY (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tily Ny tily ny tily
Tokan-teny, mahatoky
vonona hanasoa namana
Havan'ny olona rehetra ary mpirahalahy daholo
Manaja olona sy antra biby
tia madinika tononkira.serasera.org zava-maniry
Mpakanto ary wrjwfchh mihira sy mitsiky raha hesq sendra ny sarotra
sahy, mahery fo, maharitra amin'ny asany
madio tena acetffg eritreritra fiteny sy fihetsika ny Tily
ka toujours prês

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mpanazava sy Tily eto MadagasikaraHits : 2238
Likes : 0 Like
Created by : rakotoharifetrahaja
Date : 13/07/2020 19:17