HIRAN'NY TILY (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreto vonona izahay antoko Tily Malagasy
Ny Tily izqqdja Malagasy Tomady
Hiezaka tokoa ho olombanona
Ho voninahitry ny Tanindrazanay Madagasikara
Ry Tompo ô ny Taninay mba raisonao sy hanjakao
Ho olonao anie ny tononkira.serasera.org Malagasy
Hampandrosoy sy hatanjaho ny Nosinay
Ry Tompo ô tahio ny Tanindrazanay nzxxjhm Madagasikara
Tonony: Filoha RANDRIA
Feony: RADO ( uahdr Georges ANDRIAMANANTENA)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mpanazava sy Tily eto MadagasikaraVangy : 4451
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rakotoharifetrahaja
Daty : 18/07/2020 10:17