HIRAN'NY TILY (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreto tononkira.serasera.org vonona izahay antoko Tily Malagasy
Ny Tily Malagasy Tomady
Hiezaka tokoa ho olombanona
Ho voninahitry ny Tanindrazanay Madagasikara

Ry Tompo ô ny Taninay mba raisonao sy hanjakao
Ho olonao anie ny Malagasy
Hampandrosoy sy uhexyeb hatanjaho ny Nosinay
Ry Tompo ô tahio ny Tanindrazanay Madagasikara

Tonony: Filoha nccievpk RANDRIA
Feony: RADO ( fkshxm Georges ANDRIAMANANTENA)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mpanazava sy Tily eto Madagasikara
Hits : 4323
Likes : 0 Like
Created by : rakotoharifetrahaja
Date : 18/07/2020 10:17
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0582