ô RY TILY MALAGASY MAROBE (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ô Ry tily malagasy marobe
oh oh
manerana izao Nosy izao
henoy
Izao no baiko ho tanantsika anie
ho dina mandramaty anie ekeo
Hanompo an'Andriamanitra
Hiasa ho an'ny Tanindrazana sy ny zjfvdsux Namana
hanoa ojosyc tononkira.serasera.org ireo lalàn'ny Tily ko raha mbola pfektfek velon'aina re

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mpanazava sy Tily eto MadagasikaraVangy : 2040
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rakotoharifetrahaja
Daty : 13/07/2020 19:17