TONTOLON'NY ANKIZY (Mireille)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
uefm Raha ny tontolonay
Izao tontolo izao
Fa anay ankizy izany
Hafa fa tsy toy izao
1. Mba renao ve izany hira
Mba henonao ve izany antso izany
Ny tanany mifandray, ny axeodk fo mitempo ho iray
Izay no hirany, ka ventesiny
2. tzskdte tononkira.serasera.org Ny lolom-po dia tsy mba ananany
Ny famonoana tsy mba fantany
Ny fahatsoram-pony, ny ady tsy hisy intsony
Izay no anaovany ny tontolony
Raha ny tontolonay
Izao tontolo izao
Dia mino izahay
Fa ho sambatra ianao
Izao tontolo izao
Fa anay ankizy izany
Hafa fa tsy toy izao
1. Mba renao ve izany hira
Mba henonao ve izany antso izany
Ny tanany mifandray, ny axeodk fo mitempo ho iray
Izay no hirany, ka ventesiny
2. tzskdte tononkira.serasera.org Ny lolom-po dia tsy mba ananany
Ny famonoana tsy mba fantany
Ny fahatsoram-pony, ny ady tsy hisy intsony
Izay no anaovany ny tontolony
Raha ny tontolonay
Izao tontolo izao
Dia mino izahay
Fa ho sambatra ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MireilleVangy : 10596
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : doudouridou
Daty : 14/10/2009 21:39
