TONTOLON'NY ANKIZY (Mireille)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny tontolonay
Izao tontolo izao
Fa anay ankizy izany
Hafa fa tsy toy izao
1. Mba renao ve lzcoutn izany hira
Mba henonao ve izany antso izany
Ny tanany mifandray, ny fo mitempo ho iray
Izay no hirany, ka ventesiny
2. Ny lolom-po dia tsy mba ananany
Ny famonoana tsy mba fantany
Ny fahatsoram-pony, ystjg ny ady tsy eflyd tononkira.serasera.org hisy intsony
Izay no anaovany ny tontolony
Raha ny tontolonay
Izao tontolo izao
Dia mino izahay
Fa ho sambatra ianao
Izao tontolo izao
Fa anay ankizy izany
Hafa fa tsy toy izao
1. Mba renao ve lzcoutn izany hira
Mba henonao ve izany antso izany
Ny tanany mifandray, ny fo mitempo ho iray
Izay no hirany, ka ventesiny
2. Ny lolom-po dia tsy mba ananany
Ny famonoana tsy mba fantany
Ny fahatsoram-pony, ystjg ny ady tsy eflyd tononkira.serasera.org hisy intsony
Izay no anaovany ny tontolony
Raha ny tontolonay
Izao tontolo izao
Dia mino izahay
Fa ho sambatra ianao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MireilleVisites : 10595
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : doudouridou
Date : 14/10/2009 21:39
