TONTOLON'NY ANKIZY (Mireille)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny tontolonay
Izao tontolo izao
Fa anay ankizy izany
Hafa fa tsy toy izao
1. Mba renao ve izany akxjggzu hira
Mba henonao ve izany antso izany
Ny ltyoo tanany mifandray, ny fo mitempo ho iray
Izay no hirany, tononkira.serasera.org ka ventesiny
mcumvi
2. Ny lolom-po dia tsy mba ananany
Ny famonoana tsy mba fantany
Ny fahatsoram-pony, ny ady tsy hisy intsony
Izay no anaovany ny tontolony
Raha ny tontolonay
Izao tontolo izao
Dia mino izahay
Fa ho sambatra ianao
Izao tontolo izao
Fa anay ankizy izany
Hafa fa tsy toy izao
1. Mba renao ve izany akxjggzu hira
Mba henonao ve izany antso izany
Ny ltyoo tanany mifandray, ny fo mitempo ho iray
Izay no hirany, tononkira.serasera.org ka ventesiny
mcumvi
2. Ny lolom-po dia tsy mba ananany
Ny famonoana tsy mba fantany
Ny fahatsoram-pony, ny ady tsy hisy intsony
Izay no anaovany ny tontolony
Raha ny tontolonay
Izao tontolo izao
Dia mino izahay
Fa ho sambatra ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MireilleHits : 10798
Likes : 0 Like
Created by : doudouridou
Date : 14/10/2009 21:39
