Izy irery (Mireille)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa tsy eo anie izy iny
Toa lasan’embona aho
Lasa ventso toa tomany lava ynrd izao
Mirenireny toa tononkira.serasera.org adala tsisy atao
Mitady anao

Efa ela loatra angamba
No niarahantsika eglkrqqv izay
Ianao io aza hitako efa leo
Izaho irery ihany sisa
No mitady ilay fitia
Ilay fitia

Fiverenana(x2)
Izy irery
Izy irery ihany
Izy irery
Izy irery no mba ahy

Toa hadino tsy tsaroany
Irony sangisangy irony
Mangingina toa malomaloka eny aho
Meteza re mlskvhvp mba hampifaly
Ity olonao taloha
Meteza re

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1279