Vato roa (Mireille)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vato roa

Iza izao, toa mangina ao alatrano ao
moa va ianao ‘lay nandrasako omaly no miandry ao
efa namolaka e niandry anao tsy mandry saina
vatana mitady anao e, atao ahoana e
nandefa hafatra aho, teny hatsipy ihany ireny
asa anao, tsy mba nandamina angamba rehefa mangidy no azoko.

Inona ary no mahatonga anao tsy hita hiara hitafa aminay
Moa hadinonao fa vato roa midona mantsy mitselatra hazavana mora maty,
Hazavana mora maty.

Mireille
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mireille
Vangy : 129
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ymam1
Daty : 23/03/2024 13:01
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0722