MISY (Mireille)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
wqzz MISY
Misy kalo maniditsidina any, mitarika sento sy tomany.
Misy sioka malefaka any ho any, vetsovetso tsy nisy namaly.
Dia nindramiko ny hira rehefa tolaka iny, hiaraka aminy aho.
Misy loko natsidiky ny rbfpnemj avana, namaky habakabaka fa tsy hay.
Misy loko natsidiky ny avana, saika mba hankany anie aho no nodifiny.
Dia nindramiko ny rahona efa dotran’ny masoandro, hiaraka aminy aho.
Misy tononkira.serasera.org teny manindrona dia lasa, tokony ho tadidy tsy tsaroana.
Misy teny voateny tsy kinasa, tokony ho adino fa tavela.
Dia xoklzpfe nindramiko ny rivotra handingana ny fefy, hiaraka aminy aho.

--------
Rohy: