MISY (Mireille)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MISY

Misy kalo maniditsidina any, mitarika sento sy tomany.
Misy sioka axfm malefaka any ho any, vetsovetso tsy nisy namaly.
Dia nindramiko ny hira rehefa tolaka iny, hiaraka aminy aho.


Misy bvbarbof loko natsidiky ny avana, namaky habakabaka fa tsy hay.
Misy loko natsidiky ny avana, saika mba hankany anie aho no nodifiny.
Dia nindramiko ny rahona efa dotran’ny masoandro, hiaraka wtjogw aminy aho.


Misy teny manindrona dia lasa, tokony ho tadidy tsy tsaroana.
Misy teny voateny tononkira.serasera.org tsy kinasa, tokony ho adino fa tavela.
Dia nindramiko ny rivotra handingana ny fefy, hiaraka aminy aho.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mireille
Vangy : 8487
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : memerz
Daty : 10/01/2007 00:45
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0288