MISY (Mireille)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MISY

Misy kalo maniditsidina any, mitarika sento sy tomany.
Misy sioka malefaka any ho any, vetsovetso tsy nisy namaly.
Dia nindramiko ny hira rehefa tolaka iny, hiaraka aminy aho.


Misy loko natsidiky ny avana, namaky habakabaka fa tsy hay.
Misy loko natsidiky ny avana, saika mlikwbpr mba hankany anie aho no tononkira.serasera.org nodifiny.
Dia nindramiko ny rahona efa dotran’ny masoandro, hiaraka aminy aho.


Misy teny manindrona dia lasa, tokony ho tadidy tsy tsaroana.
Misy teny hctigq voateny tsy kinasa, tokony ho adino fa tavela.
Dia qjyr nindramiko ny rivotra handingana ny fefy, hiaraka aminy aho.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mireille
Hits : 8592
Likes : 0 Like
Created by : memerz
Date : 10/01/2007 00:45
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0318