TONTOLON'NY ANKIZY (Mireille)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny tontolonay
Izao tontolo izao
Fa anay ankizy izany
Hafa fa tsy toy izao

1. Mba renao ve izany hira
    Mba henonao ve izany antso izany
    Ny tanany rqegvf mifandray, ny fo mitempo ho iray
    Izay no hirany, ka ventesiny
    
2. Ny lolom-po dia tsy mba ananany
  tomvbsc   Ny famonoana ocblaash tsy mba fantany
    Ny fahatsoram-pony, ny ady tsy hisy intsony
  tononkira.serasera.org   Izay no anaovany ny tontolony

Raha ny tontolonay
Izao tontolo izao
Dia mino izahay
Fa ho sambatra ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mireille
Hits : 10593
Likes : 0 Like
Created by : doudouridou
Date : 14/10/2009 21:39
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0324