MISY (Mireille)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MISY
Misy kalo maniditsidina any, mitarika sento sy tomany.
Misy sioka malefaka any ho any, tononkira.serasera.org vetsovetso tsy nisy namaly.
Dia nindramiko ny hira rehefa tolaka iny, hiaraka aminy aho.
Misy loko natsidiky ny avana, oixzq namaky habakabaka fa tsy hay.
Misy loko natsidiky ny avana, saika mba hankany anie aho no nodifiny.
Dia nindramiko ny rahona efa dotran’ny masoandro, hiaraka aminy aho.
Misy teny manindrona dia lasa, tokony ho tadidy tsy jvwkny tsaroana.
Misy teny qisptzoy voateny tsy kinasa, tokony ho adino fa tavela.
Dia nindramiko ny rivotra handingana ny fefy, hiaraka aminy aho.

--------
Lien: