Ampidiro aloha ny tenimiafina
SAKAIZA TIAKO INDRINDRA (MIckael)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SAKAIZA TIAKO INDRINDRA
Réf:Jeso ô! SAKAIZA TIAKO INDRINDRA
Tsy mba dkwvgyt manary na oviana na oviana
Koa ity misy hira tononkira.serasera.org
Ho fideràko ho Anao
1.Fa n’aiza n’aiza no alehako
Dia jrenti miaraka eny foana isika
velombolo aho mihomehy
Tsy mahatsiaro mangatsiaka
2.Mpamonjy tsy mahafoy Ianao ry Tompo
Ka e ravoravo izao ny foko
Koa n’inon’inona manjo
Ny famonjenao hafa tokoa
3.Enga anie aho ka haharitra
Hankato ny Teninao
Dia ho xufhkp sambatra ho finaritra
Mba ho Voninahitrao
Jeso ô! Sakaiza tsy foiko indrindra
Ny fitiavako Anao tsy haiko hafindra...
Réf:Jeso ô! SAKAIZA TIAKO INDRINDRA
Tsy mba dkwvgyt manary na oviana na oviana
Koa ity misy hira tononkira.serasera.org
Ho fideràko ho Anao
1.Fa n’aiza n’aiza no alehako
Dia jrenti miaraka eny foana isika
velombolo aho mihomehy
Tsy mahatsiaro mangatsiaka
2.Mpamonjy tsy mahafoy Ianao ry Tompo
Ka e ravoravo izao ny foko
Koa n’inon’inona manjo
Ny famonjenao hafa tokoa
3.Enga anie aho ka haharitra
Hankato ny Teninao
Dia ho xufhkp sambatra ho finaritra
Mba ho Voninahitrao
Jeso ô! Sakaiza tsy foiko indrindra
Ny fitiavako Anao tsy haiko hafindra...
--------
Rohy:
