SAKAIZA TIAKO INDRINDRA (MIckael)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SAKAIZA TIAKO INDRINDRA
Réf:Jeso ô! SAKAIZA TIAKO INDRINDRA
Tsy mba manary na oviana na oviana
Koa ity misy hira
Ho fideràko ho Anao
1.Fa n’aiza n’aiza no rrnelv alehako
Dia miaraka eny foana isika
velombolo aho mihomehy
Tsy mahatsiaro kpso mangatsiaka
2.Mpamonjy tsy mahafoy Ianao ry Tompo
Ka e ravoravo izao ny foko
Koa n’inon’inona manjo
Ny famonjenao hafa tokoa
3.Enga anie aho ka haharitra
prenfg Hankato ny Teninao
Dia ho sambatra ho finaritra
Mba ho Voninahitrao
Jeso ô! Sakaiza tsy foiko indrindra
Ny fitiavako Anao tsy haiko tononkira.serasera.org hafindra...
Réf:Jeso ô! SAKAIZA TIAKO INDRINDRA
Tsy mba manary na oviana na oviana
Koa ity misy hira
Ho fideràko ho Anao
1.Fa n’aiza n’aiza no rrnelv alehako
Dia miaraka eny foana isika
velombolo aho mihomehy
Tsy mahatsiaro kpso mangatsiaka
2.Mpamonjy tsy mahafoy Ianao ry Tompo
Ka e ravoravo izao ny foko
Koa n’inon’inona manjo
Ny famonjenao hafa tokoa
3.Enga anie aho ka haharitra
prenfg Hankato ny Teninao
Dia ho sambatra ho finaritra
Mba ho Voninahitrao
Jeso ô! Sakaiza tsy foiko indrindra
Ny fitiavako Anao tsy haiko tononkira.serasera.org hafindra...
--------
Lien:
