Nihodina kely (MIckael)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ianao no hàlako
Rahavako , ry anjarako ...
Nahatonga ahy hikiry , haniry
Azy iny.
Fa dia ny vatako no tsy vatrako
Hihafy amin’ny lahatro
Fa tsy ampy filàna
Ka tamàna amin’ny hadalàna .
Refrain: Maditra ny nofo
Fa ny foko , loko tsy hiofo.
K’aza atao mahavery saina ,hery
Raha nihodina kely .
Ny vata-karama , tsisy hanalana
Matokia madama
Fa ala hamohamo
ntvszqhp Ny tokantrano tsy azo atakalo
Tsy hoe dia mazàna ity filàna
etxwp Na dia fahotàna
Mbola azo leferina
Fa mihelina isika olombelona.
Tsisy tsy diso fa ny ampitso
Mitondra fiovàna
hzowgb Toetra ratsy tononkira.serasera.org ireny
Tsisy nanery tsy sarotra ialàna.
Refrain....
Rahavako , ry anjarako ...
Nahatonga ahy hikiry , haniry
Azy iny.
Fa dia ny vatako no tsy vatrako
Hihafy amin’ny lahatro
Fa tsy ampy filàna
Ka tamàna amin’ny hadalàna .
Refrain: Maditra ny nofo
Fa ny foko , loko tsy hiofo.
K’aza atao mahavery saina ,hery
Raha nihodina kely .
Ny vata-karama , tsisy hanalana
Matokia madama
Fa ala hamohamo
ntvszqhp Ny tokantrano tsy azo atakalo
Tsy hoe dia mazàna ity filàna
etxwp Na dia fahotàna
Mbola azo leferina
Fa mihelina isika olombelona.
Tsisy tsy diso fa ny ampitso
Mitondra fiovàna
hzowgb Toetra ratsy tononkira.serasera.org ireny
Tsisy nanery tsy sarotra ialàna.
Refrain....
--------
Rohy:
