Neny (MIckael)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Neny, ilay Hazavana mibaliaka e !
Neny, Fitia tsy mba mety ritra e!
Neny, ilay Fandeferana mangina e!
Neny, ny Fo mitempo hafaliana e!
…Nizara roa ny tononkira.serasera.org soa ankitsim-po tsisy tamby
Mazana no tsy tafandria mandry
Nanokana safidy hiafy higoka mangidy
Na ctiqzd rerak’aza tsy mety ho kivy oh! oh! oh!
2-Neny, Nahitana masoandro e!
Neny, Mizara soa isan’andro e!
Neny, ilay Fitiavana Diamondra e!
Neny, Volamena mafonja e!
…Fihantana safosafo hitampifina idongina
Raha tojo sedra mety mpahazo
Toky zato isan-jato irony ilapiana
Manarina raha potraka lavo Oh! oh! oh!
SOLO……
…Fony i Neny ankitsim-po tsy mila sandaina a!
Ny ainy raha izay no vxxdkq ilaina
Ho an’ny sombinainy raha izay no fanamby
Am-pitsikiana tsy mila tamby oh! oh! oh!
Neny, tsy ampy irony teny anehoana e!
Neny, ny hira no mba kaloina e!
Neny, miampy vavaka irariana usiwyvr e!
Neny, ho lava andro ifaliana e!
Neny…Neny…Neny………
MICKAEL ( 2010 )

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : MIckael
Visites : 1924
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tahiana.dafy2015
Date : 04/10/2017 15:25
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0325