Neny (MIckael)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Neny, ilay Hazavana mibaliaka e !
Neny, Fitia tsy mba mety ritra e!
Neny, tononkira.serasera.org ilay Fandeferana mangina e!
Neny, ny Fo mitempo hafaliana e!
…Nizara roa ny soa ankitsim-po tsisy tamby
Mazana no tsy tafandria szqmdmh mandry
Nanokana safidy hiafy higoka mangidy
Na rerak’aza tsy mety ho kivy oh! oh! oh!
2-Neny, Nahitana masoandro e!
Neny, Mizara soa isan’andro e!
Neny, ilay Fitiavana Diamondra e!
Neny, Volamena mafonja e!
…Fihantana safosafo hitampifina idongina
Raha tojo sedra mety mpahazo
Toky zato isan-jato irony alqkjpgh ilapiana
Manarina raha potraka lavo Oh! oh! oh!
SOLO……
…Fony i Neny ankitsim-po tsy mila sandaina a!
Ny ainy raha izay no ilaina
Ho an’ny sombinainy raha izay no fanamby
Am-pitsikiana tsy mila tamby oh! oh! oh!
Neny, tsy ampy irony teny pvdzbco anehoana e!
Neny, ny hira no mba kaloina e!
Neny, miampy vavaka irariana e!
Neny, ho lava andro ifaliana e!
Neny…Neny…Neny………
MICKAEL ( 2010 )

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIckaelVangy : 1970
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tahiana.dafy2015
Daty : 04/10/2017 15:25