MBOLA TSARA (MIckael)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any ianao ry malala
Izaho aty mbola tsara
Mahatsiaro ireo korana teto
Ny foko indro ka voton-tseto
Manina anao aho ry tiana
Ranomaso no he mikoriana
Ny any angamba mazava
Ny aty npnevkny kosa manjom-bondava.

Fiv:
     Voaraiko ilay soratrao
  nosu    Milaza ireo vaovao
     Feno tsiky sy feno korana
     Nefa koa misento mazana.
     Ny fontsika anie tafaray
     Voaloboka ladinim-bahy.
     Taratasy alefao sesilany
     Ampisava izato tononkira.serasera.org tomany.


Mivavaka aho etoana
Ho anao izay tsy eto anoloana.
Enga  anie ka indray andro any
Hitsahatra izato tomany,
Amizay ny foko hifaly
Fa tapitra qjbrnq teo ny jaly
Hisava ilay andro misaona
Hifanoroka fa tafahoana.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MIckael
Vangy : 3280
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Naly Randria
Daty : 14/03/2005 21:47
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2392