Samaritana (Mickael Randriambololona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nangarika ahy izay rehetra nandalo
Naneso ahy ho toa zava-poana,
Misy aza ireo mitsangak'ho Fahavalo
Namely ahy tsy ahoana tsy ahoana.
Nahamenatra ahy ny eny an-dalambe
Mpanenjika sy mpanakora
Nifikifi-doha izay rehetra nandre
Nanara-po sady nandrora.
Fa nandalo teo koa nefa Ianao
Tsy anisan'ny mpiray tanana
Tsy nisalasala jpeejdzy nandray ahy
Ianao ve ilay samaritana.
Sa iza loatra ary Ianao?
No sahy nitia ahy, iza loatra Ianao?
Tsy nahalala ny amiko
Nefa dia sahy tononkira.serasera.org nitia tsotra izao.
....
Fa nandalo teo koa nefa Ianao
Tsy anisan'ny mpiray tanana
Tsy nisalasala nandray ahy
Ianao ve ilay samaritana.
*Sa iza loatra ary Ianao?
No sahy nitia ahy, iza loatra Ianao?
Tsy nahalala ny amiko
Nefa hjza dia sahy nitia tsotra izao.
(X2)
...
Nitia skosxcml tsotra izao!!
Naneso ahy ho toa zava-poana,
Misy aza ireo mitsangak'ho Fahavalo
Namely ahy tsy ahoana tsy ahoana.
Nahamenatra ahy ny eny an-dalambe
Mpanenjika sy mpanakora
Nifikifi-doha izay rehetra nandre
Nanara-po sady nandrora.
Fa nandalo teo koa nefa Ianao
Tsy anisan'ny mpiray tanana
Tsy nisalasala jpeejdzy nandray ahy
Ianao ve ilay samaritana.
Sa iza loatra ary Ianao?
No sahy nitia ahy, iza loatra Ianao?
Tsy nahalala ny amiko
Nefa dia sahy tononkira.serasera.org nitia tsotra izao.
....
Fa nandalo teo koa nefa Ianao
Tsy anisan'ny mpiray tanana
Tsy nisalasala nandray ahy
Ianao ve ilay samaritana.
*Sa iza loatra ary Ianao?
No sahy nitia ahy, iza loatra Ianao?
Tsy nahalala ny amiko
Nefa hjza dia sahy nitia tsotra izao.
(X2)
...
Nitia skosxcml tsotra izao!!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mickael RandriambololonaVangy : 754
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 27/11/2024 11:21
