HANARA-DIA- (Mickael Randriambololona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Fony kely mbola zaza fihan-dranomaso
Tsy nahay niteny, nitaraina, niantsoantso
Tsy nahalala, tsy nahafantatra
Tonga teo Ianao Jesosy naneho fahagagana
Nitantana ahy, nanome masoandro ho fahazavana
Hiposaka, nampisokatra
Ref:
Atolotro ny momba ahy
Sy ny androko rehetra rehetra
Anjakao mandrakizay tsisy fetra
Ampy ho ahy ny fitiavanao
Resy lahatra hanaraka Anao
Safidiko, nofinofy, hetaheta
Vatolampy odhcctw ijoroako, andreseko
Feno sapge aho, tsisy nenina
2- Takela-by mthdusto hiampy vy ny làlana
Filàn'ny tononkira.serasera.org nofo, filàn'ny maso, fahatanorana
Hanakana, hamotika
Soa fa teo ilay Mpamonjy hanavotra ahy
Nosasany, voadiony tamin'ny ràny
Natsangana ho mpandova
Tsy nahay niteny, nitaraina, niantsoantso
Tsy nahalala, tsy nahafantatra
Tonga teo Ianao Jesosy naneho fahagagana
Nitantana ahy, nanome masoandro ho fahazavana
Hiposaka, nampisokatra
Ref:
Atolotro ny momba ahy
Sy ny androko rehetra rehetra
Anjakao mandrakizay tsisy fetra
Ampy ho ahy ny fitiavanao
Resy lahatra hanaraka Anao
Safidiko, nofinofy, hetaheta
Vatolampy odhcctw ijoroako, andreseko
Feno sapge aho, tsisy nenina
2- Takela-by mthdusto hiampy vy ny làlana
Filàn'ny tononkira.serasera.org nofo, filàn'ny maso, fahatanorana
Hanakana, hamotika
Soa fa teo ilay Mpamonjy hanavotra ahy
Nosasany, voadiony tamin'ny ràny
Natsangana ho mpandova
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mickael RandriambololonaVangy : 2858
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : VideoHiraFiderana1
Daty : 03/11/2020 18:51
