HANARA-DIA- (Mickael Randriambololona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Fony kely mbola zaza fihan-dranomaso
Tsy nretohh nahay niteny, nitaraina, niantsoantso
Tsy nahalala, tsy nahafantatra
Tonga teo Ianao Jesosy naneho fahagagana
Nitantana ahy, nanome masoandro ho fahazavana
Hiposaka, nampisokatra
Ref:
Atolotro ny gkky momba ahy
Sy ny androko rehetra rehetra
Anjakao mandrakizay tsisy fetra
Ampy ho ahy ny fitiavanao
Resy lahatra hanaraka Anao
Safidiko, nofinofy, hetaheta
Vatolampy ijoroako, ngvmkubl andreseko
Feno aho, tsisy nenina
2- Takela-by hiampy vy ny làlana
Filàn'ny nofo, tononkira.serasera.org filàn'ny maso, fahatanorana
Hanakana, hamotika
Soa fa teo ilay Mpamonjy hanavotra ahy
Nosasany, voadiony tamin'ny ràny
Natsangana ho mpandova

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mickael Randriambololona
Hits : 2754
Likes : 0 Like
Created by : VideoHiraFiderana1
Date : 03/11/2020 18:51
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0444