Hoderainay lalandava (Mi.A.Z.A.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hoderainay lalandava Ianao Jehovah Ray
Mampiseho ny mazava taminay tsirairay
Mampijoro ny tanora tononkira.serasera.org ravw ho mpitory teny soa
Ka na wpgczc hisy manakora tsy mba kivy ny ao am_po
Ny Fitiavanao Ry Tompo no nampiorina ireo
Hiara_miasa ka hanompo hanafoana ny toreo
Vonona hanara_dia sy hiaritra ny mafy
Ny hihemotra dia sanatria hiatrika ireo mpandrafy
Manantena ny handresy ny qvpvwl asa ratsin'ny satana
Ka mba hifanesisesy ny Herin'ny Fahazavana

--------
Rohy: