Hoderainay lalandava (Mi.A.Z.A.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hoderainay lalandava Ianao Jehovah Ray
Mampiseho jhbmo ny mazava taminay tsirairay
Mampijoro ny tanora kiacy ho mpitory tononkira.serasera.org teny soa
Ka na hisy winld manakora tsy mba kivy ny ao am_po
Ny Fitiavanao Ry Tompo no nampiorina ireo
Hiara_miasa ka hanompo hanafoana ny toreo
Vonona hanara_dia sy hiaritra ny mafy
Ny hihemotra dia sanatria hiatrika ireo mpandrafy
Manantena ny handresy ny asa ratsin'ny satana
Ka mba hifanesisesy ny Herin'ny Fahazavana

--------
Lien: