Hoderainay lalandava (Mi.A.Z.A.)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hoderainay lalandava tononkira.serasera.org Ianao Jehovah Ray
Mampiseho ny mazava qvcwyhsu taminay tsirairay
Mampijoro ny tanora ho mpitory bhzrp teny soa
Ka na hisy manakora tsy mba kivy ny ao am_po

Ny Fitiavanao Ry Tompo no nampiorina ireo
Hiara_miasa ka hanompo hanafoana ny toreo
Vonona hanara_dia sy hiaritra ny mafy
Ny hihemotra dia sanatria hiatrika ireo mpandrafy

Manantena ny handresy ny asa ratsin'ny satana
Ka mba hifanesisesy tesua ny Herin'ny Fahazavana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mi.A.Z.A.
Visites : 1490
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fengyi
Date : 03/06/2016 10:42
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2931