Ô rey olona ô! (Mi.A.Z.A.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô rey olona ô, mitodia miverena @zay xdmfxmd e
F'efa hatry ny ela anie no niandry anao ny Ray e
Ny wqgwp fiainana ety dia feno fahoriana fahantrana
Fa ny an'ny Ray ihany no lalana fahafahana (2fois)
Fiv.: Tsy ny vola be na ny fahefana anananao
No ilazana fa mahavotra amin'izao fiainana izao
Tsy ny bikanao tsara na fitafinao madio
No ilazana fa ho hitanao io lanitra io
Ô rey olona ô! izao ihany re no hafatray e
Tsy mba mila manjamaso na mihaingo be ny any an_danitra
Fa ny fibebahana ihany no tsy afa_mandalo fa mitoetra
dia Jesosy Tompo ihany no lalana sy tarigetra (2fois)
(interlude)
Ô rey olona ô, mitodia miverena @zay e

Ny tononkira.serasera.org wrvmn fiainana ety dia feno fahoriana fahantrana
Fa ny an'ny Ray ihany no lalana fahafahana
Fiv.: Tsy ny vola be na ny fahefana anananao......

Dia Jesosy Tompo ihany no lalana sy tarigetra

--------
Rohy: