Ô rey olona ô! (Mi.A.Z.A.)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô rey olona ô, mitodia miverena @zay e
F'efa hatry ny ela anie no niandry anao ny Ray e
Ny fiainana ety dia feno fahoriana fahantrana
Fa ny an'ny Ray ihany no lalana fahafahana (2fois)

Fiv.: Tsy ny vola be na ny fahefana anananao
No ilazana fa mahavotra amin'izao fiainana izao
Tsy ny bikanao tsara na fitafinao tononkira.serasera.org madio
No ilazana fa ho hitanao io lanitra io

Ô rey olona ô! izao ihany re no hafatray e
Tsy mba mila manjamaso na mihaingo be ny any an_danitra
Fa ny fibebahana ihany no tsy afa_mandalo fa mitoetra
dia Jesosy Tompo ihany no lalana sy tarigetra (2fois)

(interlude)


Ô rey olona ô, mitodia miverena @zay e
F'efa hatry ny ela anie vnabrsno no niandry anao ny Ray e
Ny fiainana ety dia feno fahoriana fahantrana
Fa ny zkczvlkc an'ny Ray ihany no lalana fahafahana

Fiv.: Tsy ny vola be na ny fahefana anananao......

Ô rey olona ô! izao ihany re no hafatray e
Tsy mba mila manjamaso na mihaingo be ny any an_danitra
Fa ny fibebahana ihany no tsy afa_mandalo fa mitoetra
Dia Jesosy Tompo qknj ihany no lalana sy tarigetra
Dia Jesosy Tompo ihany no lalana sy tarigetra
Dia Jesosy Tompo ihany no lalana sy tarigetra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mi.A.Z.A.
Visites : 1927
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fengyi
Date : 20/05/2016 17:57
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0286