IFSM andiany Tafita (Melky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Izay tsara fahasalamana,
Tsara taranaka ihany koa
Hiriaria any aoriana ho'a,
Hilamina, ho tody soa
2-Raha tsara fahasalamana,
Ny taranaka rehetra tononkira.serasera.org any aoriana
Hilamina koa ny tanàna,
Ny taona rehetra ho zina
Réf:Ireo ny andiany "TAFITA"
Vonona hiatrika , mahavita
Ireo ny andiany "TAFITA"
Dia ho reharehantsika e!
Réf
3-Hey,e!Ny salama dia mora tafita,
Hilamina sy ho be devizy
Hisonenika sy be mpahita,
Ny lehibe,tanora,ny ankizy
4-Salama no harena voalohany,
Ny marary no vola gqtri ho trohany,
Salama dia mahavita adidy,
Hisonenika tsara ny ankizy ô!
Réf:
5-Tandrovy hatrany ny aina,
Ny aina dia zava-tsarobidy
Tsy anananao anankiroa qnmwxwiw
Fa tokana iray tsy voavidy
Izay tsara fahasalamana ho tafita sy hahita soa
Maharitra hatrany ny namany tsy very fa mioty ny voa
IFSM rnwlv andiany tafita
6-Fianarana manabe,haja sy rehareha
Ndao isika hiaraka e! ( handeha)
Tafita no tanjona e!
Réf:4fois


NDONDOLAH,MELKY,HARRYS

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Melky
Vangy : 2616
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sahavola2
Daty : 10/05/2016 11:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296