You are here: home > Tononkira > Melky

AZA VIRAVIRAINA (Melky)

Hay ve izy tsy tia ahy
Hay ve toa namitaka ahy
Hay ve izy ilay milaza ho tia
Hay ve nihatsaravela-tsihy
Sanatria, sanatria

Aza viraviraina izy io rehefa tia
Aza atao kilalao fa omeo ’lay fitia
Fantatro ianao fa manam-bola sy hTsiky dia ampyarena
Rehefa tia anao izy aza hosihosena

Maharary anao izy ka mijaly
Mahatsiaro anao izy la tomany

Ho aiza ary tsy hitako ’zay ho atao
Ho aiza ary izy lasa nandao
Ho aiza ary izy ’lay nilaza fa tia
Ho aiza ary nihatsaravela-tsihy
Sanatria, sanatria

Mpihira : Melky
Mpamaky : 7379
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 13/05/2008 10:06:59
ID : 5277

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo