You are here: home > Tononkira > Melky

IANAO NO TIAKO (Melky)

Izaho te-hahita anao (2)
Te-ho any te-ho any aho
Raha azoko atao, dia ny hiaraka aminao
F’izaho te ho any aminao (2) fa izao dieny izao aho
Raha sitrakao dia ho eo anilanao

Réf : Tsy ho zakako intsony raha kobonina ao am-poko
         F’izaho tena tia
         F’izaho hihafy foana aloha
         tena tsy sahy aho ny hilazatononkira.serasera.org
         Sao voafitaka ny fo
         Nefa mafy tena mafy
         Raha sanatria sangisangim-pitia
         tsy ho tanty, tsy ho tanty
         Sao sanatria ianao mody tia

Ilazao dieny izao (2)
Ilay fitiavanao, sao dia sangisangim-pitia
Dia izay rehetra am-ponao ao
Izaho hilaza aminao (2)
Fa ny tena sitrako raha mbola azo atao
Dia ianao no tena tiako

Mpihira : Melky
Mpamaky : 12250
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : titimms
Tamin'ny : 29/01/2007 18:55:22
ID : 4180

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo