You are here: home > Tononkira > Melky

Tsy ianao irery (Melky)

Tsy ianao irery_(MELKY)

Niandry ihany aho sao
mba ho itako ianao
amerina indray ireo natao hatrizay,
tsy handao
Nanantena aho,
f' hiverina ianao
Amoha ireo lasa hamafa izay ratsy natao.

Fantatrao f'izaho nankafy,
tena tia
nefa dia nampijaliana
no sady nampahoriana!


Eh! Tsy ianao irery no eto an-tany e!
Fa mbola misy maro
tsy voa-isa amin'ny tanana e
Eh! Tsy ianao io no atao hoe lafatra e!
Sao dia mieritononkira.serasera.orgtreritra hoe
mahavita zavatra e
Eh! Tsy ianao irery no eto an-tany e!
Fa mbola misy maro
tsy voa-isa amin'ny tanana e
Eh! Tsy ianao io no andeha hajaina e!
Fa na mijery anao aza toa mampalaina e eh

O ou ô ou
Ihiii, ei ei

Niezaka ihany aho,
nanao izay nety atao
Mbola tsy ampy ihany ve
ireny rehetra ireny taminao?!
Zaho tsy hitamby aminao
(tsy hitamby aminao)
f'efa leo be zah izao
avadika ny pejy,
zaho akory tsy resy; tofoka aho

Mpihira : Melky
Mpamaky : 14485
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : tatchy
Tamin'ny : 10/11/2015 13:15:56
ID : 7843

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo