You are here: home > Tononkira > Melky

IANAO NO TIKO (Melky)

Zaho te-hahita anao
Zaho te-hahita anao
Te ho any, te ho any
Raha azoko atao
Dia ny hiaraka aminao

Zaho te ho any aminao
Zaho te ho any aminao
Fa izao dia eny izao aho
Raha sitrakao
te ho eo anilanao

ref:Tsy ho zakako intsony
       Raha koboinina ao am-po
       F’izaho tena tia
       Dia zaho nihafy foana aloha
       Dia raha tsy izay aho nilaza
       Sao tononkira.serasera.orgvoafitaka ny fo
       Efa mafy tena mafy
       Raha sanatria
       Sangisangim- pitia
       Tsy ho tanty(x2)
       Sao sanatria Ianao mody tia


Mba ilazao dia eny izao
Mba ilazao dia eny izao
Lay fitiavanao dia sao dia:
Sangisam-pitia
Dia izay rehetra ao am-ponao
Zaho hilaza aminao
Zaho hilaza aminao
Fa ny tena sitrako,
Raha mbola azo atao dia:
Ianao no tena tiko

de la part de RAHR

Mpihira : Melky
Mpamaky : 6050
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mihantasoa
Tamin'ny : 16/03/2007 16:21:26
ID : 4291

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo