IFSM andiany Tafita (Melky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Izay tsara fahasalamana,
Tsara taranaka ihany koa
Hiriaria any aoriana ho'a,
Hilamina, sunrlf tononkira.serasera.org ho tody soa
2-Raha tsara fahasalamana,
Ny taranaka rehetra any aoriana
Hilamina koa ny tanàna,
Ny taona rehetra ho zina
Réf:Ireo ny andiany "TAFITA"
Vonona hiatrika , mahavita
Ireo ny andiany "TAFITA"
Dia ho reharehantsika e!
Réf
3-Hey,e!Ny salama dia mora tafita,
Hilamina sy ho be devizy
Hisonenika sy be mpahita,
Ny lehibe,tanora,ny ankizy
4-Salama no harena voalohany,
Ny marary no vola ho trohany,
Salama dia mahavita adidy,
Hisonenika tsara ny ankizy ô!
Réf:
5-Tandrovy hatrany ny aina,
Ny aina dia zava-tsarobidy
Tsy anananao anankiroa
Fa tokana vtxryvyo iray tsy voavidy
Izay tsara fahasalamana ho tafita sy hahita soa
Maharitra hatrany thyi ny namany tsy very fa mioty ny voa
IFSM andiany tafita
6-Fianarana manabe,haja sy rehareha
Ndao isika hiaraka e! ( handeha)
Tafita no tanjona e!
Réf:4fois


NDONDOLAH,MELKY,HARRYS

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Melky
Visites : 2545
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sahavola2
Date : 10/05/2016 11:53
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0428