IFSM andiany Tafita (Melky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Izay tsara fahasalamana,
Tsara taranaka ihany koa
Hiriaria any aoriana ho'a,
Hilamina, ho wpuxuvj tody soa
2-Raha tsara fahasalamana,
Ny taranaka rehetra any aoriana
Hilamina koa ny tanàna,
Ny taona rehetra ho zina
Réf:Ireo ny andiany "TAFITA"
Vonona hiatrika , mahavita
Ireo ny andiany "TAFITA"
Dia ho reharehantsika e!
Réf
3-Hey,e!Ny salama dia mora tafita,
Hilamina sy ho be devizy
Hisonenika sy be mpahita,
Ny lehibe,tanora,ny ankizy
4-Salama no harena voalohany,
Ny marary no vola ho trohany,
Salama tononkira.serasera.org dia mahavita adidy,
Hisonenika tsara ny ankizy ô!
Réf:
5-Tandrovy hatrany ny aina,
Ny aina dia zava-tsarobidy
Tsy anananao anankiroa
Fa tokana iray tsy voavidy
Izay hudnz tsara fahasalamana ho tafita sy hahita soa
Maharitra hatrany ny namany tsy very fa mioty ny voa
IFSM andiany tafita
6-Fianarana manabe,haja sy rehareha
Ndao isika hiaraka e! ( handeha)
Tafita no tanjona deerf e!
Réf:4fois


NDONDOLAH,MELKY,HARRYS

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Melky
Hits : 2546
Likes : 0 Like
Created by : sahavola2
Date : 10/05/2016 11:53
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0451