Vonona aho! (Manafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manolo-tena aho izao ry wrgaeznc Ray manolotena ho anao
ho isan’ireo mpianatrao irakao ka hampandroso ny asanao
ref:indro homeko avokoa ny tena tononkira.serasera.org sy ny fo
hanao ny asanao s’izay sitrakao
ka raiso e! ry Tompo fa vonona aho hanompo anao
indro grrmeqri atolotro ihany koa zay rehetra ananako
tsy hitsitsiako herim-po tokoa ny hanao ireo asanao
Tsy tanteraka aho Tompo o! ka omeo ny herinao
ity mpanomponao izao raha hanao ireo asanao
rgvip tonony sy feony : Lanto ANDRIAMANDROSO

--------
Rohy: