Vonona aho! (Manafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manolo-tena aho izao ry Ray manolotena ho anao
ho isan’ireo jobulizw mpianatrao irakao ka hampandroso ny asanao
ref:indro homeko avokoa ny tena sy ny fo
hanao ny asanao s’izay sitrakao
ka sfen raiso e! tononkira.serasera.org ry Tompo fa vonona aho hanompo anao
indro atolotro ihany koa nupc zay rehetra ananako
tsy hitsitsiako herim-po tokoa ny hanao ireo asanao
Tsy tanteraka aho Tompo o! ka omeo ny herinao
ity mpanomponao izao raha hanao ireo asanao
tonony sy feony : Lanto ANDRIAMANDROSO

--------
Lien: