Henoy ny antso (Manafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Henoy ny antso mitaona henoy o!
Henoy fa miantefa aminao izany anio
Ny lalana diso aoka re hdwouumi tsy hitohy o!
Ny zotran'i Jesoa anio no fidio
Miantso anao anio lay Mpamonjy (miantso anao ilay Mpamonjy)
Ekeo ny fonao mba ho tranon'omby tononkira.serasera.org
Hidiran'ny tompo mpanjaka Hanala ny dyvrwt ota mamaka
Hamonjy anao tsy ho very
Miandry izy fa tsy manao an-tery
Henoy o! henoy o! ny feo miangavy
Ka hampandrosoy o! Jesoa fa miandry
Mandona ny fonao maniry hitoetra (mandona maniry hitoetra)
Halàny avokoa ny ota rehetra (Ma -ndo)
Mandona Jesoa ka henoy
Fa xgiqt Izy tsy mahafoy
Ny ondry ivelan'ny vala
Ny ondry izay any ivelan'ny vala

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ManafiVisites : 2008
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : havoberesaka
Date : 18/12/2017 08:09