Ampidiro aloha ny tenimiafina
Henoy ny antso (Manafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
jusxf Henoy ny antso mitaona henoy o!
Henoy fa miantefa aminao izany anio
Ny lalana diso aoka re tsy hitohy o! tononkira.serasera.org
Ny zotran'i Jesoa anio no fidio
Miantso anao anio lay Mpamonjy (miantso anao ilay Mpamonjy)
Ekeo ny fonao mba ho tranon'omby
Hidiran'ny vnqtdtuv tompo mpanjaka Hanala ny ota mamaka
Hamonjy anao tsy ho very
Miandry izy ewrvwkep fa tsy manao an-tery
Henoy o! henoy o! ny feo miangavy
Ka hampandrosoy o! Jesoa fa miandry
Mandona ny fonao maniry hitoetra (mandona maniry hitoetra)
Halàny avokoa ny ota rehetra (Ma -ndo)
Mandona Jesoa ka henoy
Fa Izy tsy mahafoy
Ny ondry ivelan'ny vala
Ny ondry izay any ivelan'ny vala

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ManafiHits : 1825
Likes : 1 Like
Created by : havoberesaka
Date : 18/12/2017 08:09