TSIKY MANALOKA (Mamy Robinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSIKY MANALOKA Ilay tsikitsikinao manaloka ahy
Toa mitambesatr’ao am-poko ao
Manafotra lay foko te hitia
Ianao anefa tsapako ho tsy tia
Ilay fitiavako voahazona
Hitia mangina anao tsy fidiny
Ny hany azoko natao
Dia ny nisera taminao
Hisitraka isan’andro izao : lay tsikitsikinao
_Mamy ROBINSON_ (23/05/2019)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mamy RobinsonVangy : 799
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mattox
Daty : 06/12/2019 13:09